Fizahan-teny

Ohabolana : mihantsy amboa

Ohabolana 1Aza mihantsy amboa hanaikitra ny tena. [2.165 #830, 2.558 #746, 2.653 #614]
Mihantsy amboa hanaikitra ny tena. [2.974 #258]
Dikanteny frantsayExciter un chien qui peut vous mordre. [2.974 #258]
N' excitez pas un chien à vous mordre. [2.165]

Fizahan-teny