Fizahan-teny

Ohabolana : mijere

Ohabolana 1Kapakapa vorombe sima : jereo aloha ny tena vao manenitra olona. [2.558 #1597]
Kapakapa, vorombe sima ; mba mijere tena vao manenitra olona. [2.415 #4867, 2.974 #445]
Kapakapa vorombe sima, mijere tena vao manenitra ny sasany. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ireo olona masiaka sy tia tena, nefa mpanenitra ny hafa. [1.1]
Dikanteny frantsayOie au bec échancré, toute balafrée, regarde-toi toi-même avant de te moquer des autres. [2.415 #4867]
Taisez-vous, oie à bec fendu : regardez-vous vous-même avant de vous moquer des autres. [2.974 #445]
Fanazavana frantsayParoles de mépris qui ne se disaient qu' aux enfants. [2.415 #4867]

Fizahan-teny