Fizahan-teny

Ohabolana : mikatsakatsaka

Ohabolana 1Mikatsakatsaka eran' izao loha rehetra izao, dia mahasitrana aretina an-doha ny sakamalao. [2.415]
Dikanteny frantsayC' est parce que le gingembre se répand dans toute la tête qu' il guérit le mal de tête. [2.415 #2795]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui se multiplient pour rendre service. [2.415 #2795]

Fizahan-teny