Fizahan-teny

Ohabolana : mikobana

Ohabolana Aoka hatao lomano tsy mikobaka. [Houlder 1895 #1222, Veyrières 1913 #1052, Cousins 1871 #275]
Aoka hatao lomano tsy mikobana. [Rinara 1974 #323]
Dikanteny frantsay Il faut nager sans bruit. [Veyrières 1913 #1052]
Nagez doucement sans agiter l' eau. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Ce proverbe est analogue au proverbe français : il faut laver son linge sale en famille. [Veyrières 1913 #1052]
Faites vos affaires sans bruit. [Houlder 1895]

Ohabolana Ny tapany ihany no mikobana. [Rinara 1974 #3266]

Fizahan-teny