Fizahan-teny

Ohabolana : miorina

Ohabolana 1Miorena tsara raha hiorina, fa aza manao sarin-domano. [2.415 #3356]
Dikanteny frantsaySi vous voulez faire valoir vos droits, précisez-les, mais ne faites pas des détours et des feintes comme les nageurs. [2.415 #3356]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui ont des prétentions vagues. [2.415 #3356]

Ohabolana 2Ny fahadiovana sy ny filaminana, ny fiasana sy ny fitsitsiana : izay tokantrano miorina amin' izany tsy mba ho rava. [2.415 #1213]
Dikanteny frantsayPropreté et ordre, travail et économie : un ménage qui s' appuie là-dessus tiendra bon. [2.415 #1213]

Fizahan-teny