Fizahan-teny

Ohabolana : misintona

Ohabolana 1Aza atao lamban’ ny matory: izay mahatsiaro manintona. [2.653 #357]
Aza atao lamban' ny matory, ka izay mahatsiaro misintona avokoa. [2.558 #406]
Aza atao lamban' ny matory, ka izay mahatsiaro mitondra. [2.165 #1091]
Aza atao lamban' ny matory, ka izay mahatsiaro mitondra avokoa. [2.558 #406]
Dikanteny frantsayN' agissez pas comme on fait avec le "lamba" de ceux qui dorment: c' est celui qui se réveille (le premier) qui l' emporte. [2.165]

Fizahan-teny