Fizahan-teny

Ohabolana : mitakoko

Ohabolana 1Toy ny alahelon-takatra : faly miara-mitakiky, ory miara-mitakoko, lohataona, toa manjokaiky, ririnina, manjoretra. [2.558 #4252]
Toy ny alahelon-takatra: raha faly, miara-mitokaka; ary raha ory, miara-mitokiky. [2.165]
Toy ny alahelon-takatra : raha faly miara-mitokaka ; raha ory miara-mitokiky. [2.415 #5233, 2.653 #3175]
Dikanteny frantsayC' est comme la tristesse des oiseaux takatra : contents, ils rient ensemble aux éclats ; tristes, ils sont malheureux ensemble. [2.415]
Pareil au chagrin des "takatra" : (cigognes) quand ils sont joyeux ils s' égayent ensemble; et quand ils sont tristes ils le sont ensemble. [2.165]
Fanazavana frantsayCe proverbe, fait de ressemblance entre les mots mitokaka et mitokiky, disait l' union dans la bonne et dans la mauvaise fortune. [2.415 #5233]

Ohabolana 2Tsy toro vato nandiavana izahay, ka hitakoko mena-masoandro. [2.558 #4805]

Ohabolana 3Tsy zoin-kabary, ka mitakoko ny androngo, tapa-drambo mirebika dia ny androngo ihany koa. [2.558 #4813]
Tsy zoin-kabary ka mitakoko ny vorondolo; tapa-drambo vao mirebika ny androngo; migadra tenany ihany ny biby. [2.165 #2292]

Fizahan-teny