Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mitalapetraka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mitsabo mininginingina, ka nony mitomany no mitalapetraka! [2.558 #2489] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Mitsangana aho, toa meva ; mitalapetraka aho, toa hamabo : izaho miteny ihany no andrian’ ny adidy. [2.653]
Mitsangana toa meva, mipetraka toa hamabo, nefa izaho miteny ihany no andrian' ny adidy. [2.558 #2501] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||