Fizahan-teny

Ohabolana : mitalapetraka

Ohabolana 1Mitsabo mininginingina, ka nony mitomany no mitalapetraka! [2.558 #2489]

Ohabolana 2Mitsangana aho, toa meva ; mitalapetraka aho, toa hamabo : izaho miteny ihany no andrian’ ny adidy. [2.653]
Mitsangana toa meva, mipetraka toa hamabo, nefa izaho miteny ihany no andrian' ny adidy. [2.558 #2501]

Fizahan-teny