Fizahan-teny

Ohabolana : mitapaka

Ohabolana 1Vakivakim-by iray trano, volafotsy an-joron-trano, traotrao-kena tsy mitapaka, ny fanao tsy miova ihany, ka samia mahalala ny azy. [2.558 #325]
Vakivakim-by iray trano; volafotsy an-joron-trano; traotrao-kena tsy mitapaka : ny fanao tsy miova, ka samia mahalala ny azy. [2.653 #3595]

Fizahan-teny