Fizahan-teny

Ohabolana : mitery

Ohabolana 1Mahasalasala hoatry ny mitery ombin-drafozana : misakobona, toa hangala-dronono ; misikim-ponitra, toa hamono zanak' omby. [2.415 #1448]
Dikanteny frantsayNe savoir comment faire, comme le gendre qui va traire la vache de son beau-père : s' il gonfle son lamba, on croira qu' il vole le lait ; s' il se serre les reins avec son lamba, on dira qu' il veut tuer le veau. [2.415 #1448]
Fanazavana frantsayIl est difficile de contenter tout le monde, surtout ses beaux-parents. [2.415 #1448]

Ohabolana 2Manan-karen-tsy mitery : mba isan’ ny malabelo ihany. [2.653]
Manan-karen-tsy mitery : mba isan' ny malahelo ihany. [2.415 #2205]
Dikanteny frantsayUn riche qui n' a pas de vache à traire : il est en quelque sorte du nombre des pauvres. [2.415 #2205]
Fanazavana frantsayLa richesse consistait surtout en troupeaux. [2.415 #2205]

Ohabolana 3Miadan-dratsy ohatra ny boka mitery. [2.558, 1.1]
Miadan-dratsy ohatra ny boka mitery omby. [2.165]
Miadan-dratsy, toy ny boka mitery. [2.653 #1704]
Miadan-dratsy toy ny boka mitery omby. [2.415 #2012]
Fanazavana malagasyEntimilaza izay mba mahita fiadanana ihany na dia ao anatin' ny fahasahiranana lehibe aza. [1.1]
Dikanteny frantsayAvoir du bonheur dans son malheur, comme le lépreux qui trait une vache. [2.415 #2012]
Qui est d' une mauvaise lenteur comme un lépreux trayant une vache. [2.165]

Ohabolana 4Mitery omby tsy mirohy ohatra an-dRabemalo : ho fatin' ny daka no farany. [2.653, 2.415]
Mitery omby tsy mirohy ohatra an-dRabemalo, ka ho fatin' ny daka no farany. [2.165]
Mitery omby tsy mirohy toa an-dRabemalo, ka ho fatin' ny daka ihany no farany. [2.558 #2455]
Dikanteny frantsaySi vous allez traire une vache qui n' est pas attachée, comme Rabemalo (le timide), vous finirez par être tué d' un coup de pied. [2.165]
Traire une vache sans l' attacher, comme Rahemalo : on finira par être assommé de ses ruades. [2.415 #6311]
Fanazavana frantsayQui aime le danger y périra. [2.415 #6311]

Ohabolana 5Raha sady tsy hitery no tsy hihazon-janak' omby, fa hisoroka ny herotra ihany dia tsy mety. [2.165 #672, 2.558 #3650, 2.653]
Raha tsy hitery, tsy hihazon-janak' omby, ka hisoroka ny herotra fotsiny dia tsy mety. [2.415]
Tsy mitery tsy mihazona zanak' omby, fa misoroka ny herotra ihany. [2.415]
Dikanteny frantsaySi vous n' avez pas part au travail, soit en pressant les mamelles, soit en tenant le veau, et que vous prétendiez manger la crème seulement, cela ne convient pas. [2.415 #3968]
Si vous ne voulez ni traire (la vache) ni tenir le veau, mais seulement enlever la crème, ça ne peut pas aller. [2.165 #672]
Fanazavana frantsaySe disait des gens paresseux pour le travail, et zélés pour manger. [2.415 #3968]

Ohabolana 6Salasala toy ny mitery ombin-drafozana : mirerarera toa tsy hahazo, hisikina toa hamono zanak' omby. [2.558]
Salasala, toy ny mitery ombin-drafozana : mirerarera, toa tsy hahazo ; misikina, toa mivolon-ko tompony ; misaron-doha, toa miavona ; mipetraka, ataon' ny olona ho amboa. [2.415 #1475, 2.653 #2850]
Dikanteny frantsayEmbarrassé comme un gendre qui va traire la vache de son beau-père : s' il n'y met pas assez d' ardeur, il ne réussira pas ; s' il en met trop, il aura l' air d' être le maître ; s' il se couvre la tête, il a l' air d' être fier ; s' il s' assied, on le prend pour un effronté. [2.415 #1475]
Fanazavana frantsayLe gendre a la situation difficile, il n' est pas considéré comme le fils. [2.415 #1475]

Ohabolana 7Taitry ny mpanana ka mitery omby mitohatra. [2.165 #2280, 2.558 #3999]

Fizahan-teny