Fizahan-teny

Ohabolana : mitratraingo

Ohabolana 1Mietaketaka foana ny aketa, mirisarisa foana ny adrisa, fa tsy enina anay mitratraingo. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa tsy ny fisehoana ety ivelany akory no azo ilazana olona fa hahomby. [1.1]

Fizahan-teny