Fizahan-teny

Ohabolana : mitsipelika

Ohabolana Androngo efa hita ka na mitsipelika aza tsy mahataitra intsony. [Rinara 1974 #236]
Androngo efa hita : na mitsipelika aza, tsy mahataitra intsony. [Veyrières 1913 #5685, Cousins 1871 #219]
Dikanteny frantsay Lézard qui s' est montré : il a beau s' agiter, il n' effraie plus. [Veyrières 1913 #5685]
Fanazavana frantsay Se disait des gens qu'on ne redoute plus. [Veyrières 1913 #5685]

Ohabolana Tandroho tsara ladina no ao ka aza mitsipelika ho amalon-javatra! [Rinara 1974 #4040]

Fizahan-teny