Fizahan-teny

Ohabolana : mivahiny

Ohabolana 1Amboa nivahiny: tonga tsy mahafaly, lasa tsy mampalahelo. [2.165 #1483]
Amboa nivahiny : tonga tsy nahafaly, lasa tsy nampalahelo. [2.558 #176, 2.653 #129]
Dikanteny frantsayUn chien en voyage: son arrivée ne cause pas de joie, ni son départ de regrets. [2.165]
Fanazavana frantsayCe n' est pas comme lorsqu' il s' agit de personnes, des parents ou amis qui viennent vous voir. [2.165]

Ohabolana 2Amboa nivahiny : tonga tsy naharavo, niainga tsy nahataitra. [1.147 #A44]

Ohabolana 3Aza moramorain' ny mivahiny fa sarotsarotiny hidirana an-trano. [2.558 #806]

Ohabolana 4Be mangy mivahiny ka tsy be karakara amin' izay ondana. [2.558 #857]

Ohabolana 5Mivahiny aman-kava-malahelo, ka soron' afo no hita. [2.415 #6]
Mivahiny amin-kava-malahelo, ka soron' afo no hita. [2.165 #1462, 2.558 #161]
Mivahiny amin-kava-malahelo : soron' afo no hita. [2.653 #1914]
Dikanteny frantsayQuand on va visiter un parent dans le malheur, on est prié d' attiser le feu et de rendre service. [2.415 #6]
S' en aller voir des parents pauvres, et ne rien trouver que le feu à attiser. [2.165]

Ohabolana 6Ny trano valozoro tsy enti-mivahiny. [2.558 #3323]

Fizahan-teny