Fizahan-teny

Ohabolana : mpamaky

Ohabolana 1Mpamaky akotry. [2.415 #5395]
Dikanteny frantsayL' homme rusé et égoïste sait ouvrir un grain riz et en tirer quelque chose. [2.415 #5395]

Ohabolana 2Raraka ivy alohan' ny mpamaky voasary. [1.1]
Fanazavana malagasyMientana iray ihany eo anoloan' ny zavatra iray nefa ny olona voakasiny akaiky aza tsy mbola miraika akory. [1.1]

Fizahan-teny