Fizahan-teny

Ohabolana : mpampivelona

Ohabolana 1Filan-karena madio, hoatry ny volan' ny mpampivelona. [2.415 #2180]
Filan-karena madio, ohatra ny volan’ ny mpampivelona. [2.653]
Filan-karena madio tahaka ny volan' ny mpampivelona. [2.558 #1160]
Dikanteny frantsayManière honnête de s' enrichir, comme la paie de la sage-femme. [2.415 #2180]

Fizahan-teny