Fizahan-teny

Ohabolana : mpihaino

Ohabolana 1Kamboty mihaino kabary : milaza tsy misy mpihaino, manontany tsy ilazan' ny olona. [2.415 #1027, 2.558 #1601, 2.653 #1226]
Dikanteny frantsayOrphelin qui assiste à une réunion où l' on discute : s' il parle, personne ne l' écoute; s' il interroge, personne ne lui répond. [2.415 #1027]
Fanazavana frantsaySe disait des gens sans autorité. [2.415 #1027]

Ohabolana 2Lainga tsara lahatra ka mandrobo ny mpihaino. [2.558 #1682]

Fizahan-teny