Fizahan-teny

Ohabolana : mpilefa

Ohabolana 1Fantatro ihany ny mason' ny mpilefa, fa ny andro handehanany no tsy fantatro. [2.415 #550, 2.653]
Dikanteny frantsayJe reconnais parfaitement les regards de celui qui veut s' enfuir, mais ce que j' ignore, c' est le jour de sa fuite. [2.415 #550]
Fanazavana frantsayParoles du maître. [2.415 #550]

Ohabolana 2Mody tsy taitra nefa ny mason' ny mpilefa mba fantatra ihany. [2.558 #2553]

Fizahan-teny