Fizahan-teny

Ohabolana : mpisakaiza

Ohabolana 1Mpisakaiza mifanolo-bodirindrina, ka izay mavomavo no mitsiriritra. [2.558]

Ohabolana 2Mpisakaiza, toa miombon-dray; mifankatia, toa miombon-dreny. [2.558 #168, 2.653 #1988]
Mpisakaiza toa mpiombon-dray; mpifankatia toa mpiombon-dreny. [2.165]
Dikanteny frantsayDe bons camarades semblent avoir le même père; de bons amis semblent avoir la même mère. [2.165]

Fizahan-teny