Fizahan-teny

Ohabolana : mpisorona

Ohabolana 1Atao mpisorona afo, dia tsy mandà ; atao mpaka kitay, dia tsy mandà ; atao mpitoto vary, dia mitoto ; ary hovonoina, dia maty rahateo ; hovelomina, dia izy mpanjaka no mifidy. [2.415]
Dikanteny frantsaySi on me condamne à entretenir le feu, je ne refuse pas ; si je dois aller chercher de la paille à brûler, j' obéirai ; si on me fait piler le riz, je le ferai ; si on veut me tuer, je suis déjà mort ; si on veut me conserver la vie, le roi est le maître. [2.415 #190]
Fanazavana frantsayParoles de soumission du roi détrôné à son frère Andriamasinavalona. [2.415 #190]

Ohabolana 2Faly sahirana hoatry ny mpisorona afo homan-koditra. [2.415 #5538]
Faly sahirana, ohatra ny mpisoron-afo homan-koditra. [2.653]
Faly sahirana toy ny mpisorona afo homan-koditra. [2.558 #74]
Dikanteny frantsayContent et embarrassé tout ensemble comme celui qui, en attisant le feu, mange de la peau. [2.415 #5538]
Fanazavana frantsaySe disait des honneurs ou des biens mélangés de tracas. [2.415 #5538]

Ohabolana 3May volon-tanana, ohatra ny mpisorona afo. [2.653]
May volon-tanana sahala amin' ny mpisoron' afo. [2.558]

Ohabolana 4Rafotsibe mpisorona afo, ka halan' ny setroka. [2.415 #1912]
Dikanteny frantsayVieille femme chargée d' attiser le feu : elle est noircie par la fumée. [2.415 #1912]
Fanazavana frantsaySe disait des gens de mauvaise réputation et justement décriés. [2.415 #1912]

Fizahan-teny