Fizahan-teny

Ohabolana : mpitakarina

Ohabolana 1Roborobon' afon' ny mpitakarina, ka izako ihany no hanary lavenona rahefa lasa izy. [2.415 #5474]
Dikanteny frantsayBavards et gourmands qui ont allumé un grand feu : c' est moi qui irai jeter les cendres quand ils seront partis. [2.415 #5474]
Fanazavana frantsayLaisser toute la peine aux autres. [2.415 #5474]

Fizahan-teny