Fizahan-teny

Ohabolana : omana

Ohabolana 1Aza manahy tavy tsy may, fa mbola omana ny afo. [1.147 #A116]

Ohabolana 2Mambely voangy tsy manan-tanty : omana am-potony. [1.147 #M74]

Ohabolana 3Mandehandeha mahita raha, mipetraka an-drano omana ny azo. [1.147 #M46]

Ohabolana 4Mandremby manan-tohotra : tsy mahazo ny an’ ala, omana ny an-tanàna. [1.147 #M70]

Ohabolana 5Matoy vary vondrik’ aomby : omana ny naniny. [1.147 #M94]

Ohabolana 6Omana atodim-borona tsy hita reny : mbola ho sendra raha sandrana. [1.147 #O24]

Ohabolana 7Omana ny manan-tsoroka : sosoa rano tsy azo tamoina. [1.147 #O25]

Ohabolana 8Tavolo ala : velon-tsy omana. [1.147 #T53]

Ohabolana 9Tintely sabadiana : tsy mahazo an’ ala, omana ny an-tanàna. [1.147 #T72]

Ohabolana 10Tsy mitaino volan-andevo : omana ny vary totoiny. [1.147 #T166]

Fizahan-teny