Fizahan-teny

Ohabolana : ombilahy

Ohabolana 1Ombalahy tanimanga, ka ny tompony ihany no mitrena. [2.165 #809, 2.415 #821]
Ombalahy tanimanga, ka ny tompony no mitrena ho azy. [1.1]
Ombilahy tanimanga: ny tompony ihany no mitrena. [2.653]
Fanazavana malagasyEnti-milaza irony olona tsy mba mahavita zavatra raha tsy tambinana na soloana tena. [1.1]
Dikanteny frantsayLorsque les enfants en s'amusant font combattre des taureaux d'argile, c' est le maître de chaque taureau qui mugit à sa place. [2.415 #821]
Un bœuf en argile (comme en font les enfants pour s' amuser): c' est son propriétaire seul qui mugit. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des protecteurs qui doivent parler et agir pour leurs protégés. [2.415 #821]
Se dit des "béni oui-oui". [2.165]

Fizahan-teny