Fizahan-teny

Ohabolana : ondranondranana

Ohabolana 1Ny adala tsy misy, fa ny ondranondranana no be. [2.415 #2043, 2.653 #2121]
Ny adala tsy misy fa ny ondranondranana no betsaka. [2.558 #2820]
Dikanteny frantsayIl n' y a pas de fous mais beaucoup de toqués. [2.415 #2043]

Fizahan-teny