Fizahan-teny

Ohabolana : ondrilahy

Ohabolana 1Hafahafa ohatra ny adin' ondrilahy : akorain-tsy mifampilanja, avela ihany mifamaky loha. [2.558]
Hafahafa, ohatra ny adin’ ondrilahy: hihorehana, tsy misy milanja; avela ihany, mifamaky loha. [2.653]
Mahasalasala ohatra ny adin' ondrilahy: akorain-tsy mifampilanja; avela ihany, mifamaky loha. [2.165]
Mahasalasala toa adin' ondrilahy : akorain-tsy mifampilanja, avela mifamaky loha. [2.558 #1864]
Dikanteny frantsayRendre perplexe, comme un combat de béliers: on les excite, ils ne bougent pas (litt. ne se soulèvent pas l' un l' autre); on les laisse tranquilles, ils se brisent la tête. [2.165]

Ohabolana 2Toy ny ondrilahy diso ketsa : tsy mifanitsy amy ny itadiavana azy. [2.653]
Toy ny ondrilahy diso ketsa : tsy mifanitsy amin' ny itadiavana azy. [2.415 #3148]
Dikanteny frantsayC' est comme un mouton qui a manqué l' époque du repiquage : cela ne concorde pas avec le moment où on en a besoin. [2.415 #3148]
Fanazavana frantsaySe disait de ce qui ne vient pas à temps ; à l' époque du repiquage on tuait un mouton pour nourrir les ouvriers. [2.415 #3148]

Ohabolana 3Tsy mety raha atao ondrilahy tsindrim-barotra, ka lehibe fa tsy mba lohany. [2.558 #4584]
Tsy mety raha atao ondrilahy tsindrim-barotra : lehibe tsy mba lohany. [2.653 #3404]

Fizahan-teny