Fizahan-teny

Ohabolana : ondroka

Ohabolana 1Fitiavako vary tsy ilelafako ondroka. [1.147 #F31]

Ohabolana 2Ondroka namoaram-bia : tsy iala-motimotiny. [1.147 #O21]

Ohabolana 3Ondroka vy nohanim-balavo : raha hitan’ olona tsy azo ifakàna. [1.147 #O22]
Ondroka vy nohanim-balavo : raha hitan’ olona tsy azo ifamarana. [1.147 #O22]

Fizahan-teny