Fizahan-teny

Ohabolana : refesina

Ohabolana 1Ny andriana tsy mba refesi-manjaka. [2.415 #226]
Dikanteny frantsayOn ne mesure pas l' autorité du souverain. [2.415 #226]
Fanazavana frantsaySon autorité est sans bornes. [2.415 #234]

Ohabolana 2Ny lanitra tsy ferana, ny masoandro tsy lehana, ary ny tany tsy refesina. [2.165 #2252]
Ny lanitra tsy ferana, ny masoandro tsy zehena, ary ny tany tsy refesina. [2.415 #230]
Ny manjaka toy ny lanitra, ka tsy azo refesina; toy ny masoandro, ka tsy azo tohaina. [2.415 #232, 2.653]
Ny manjaka toy ny lanitra, ka tsy azo refesina; toy ny masoandro, ka tsy azo zehena. [2.415 #232, 2.653]
Ny masoandro tsy azo zehena. [2.415 #234]
Ny mpanjaka toy ny lanitra ka tsy azo refesina, ary toy ny masoandro ka tsy azo tohaina. [2.165]
Ny mpanjaka toy ny lanitra ka tsy azo refesina, ary toy ny masoandro ka tsy azo zehena. [2.558 #3157, 2.165, 1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny fahefan' ny mpanjaka izay tsy refersai-mandidy ary tsy toherin-teny. [1.1]
Dikanteny frantsayLe ciel n' est pas limité, le soleil n' est pas mesuré, la terre est incommensurable. [2.415 #230, 2.165]
Le souverain est comme le ciel et on ne peut le limiter, il est comme le soleil et on ne peut le mesurer (ou: on ne peut s' y opposer). [2.165 #1399]
Le souverain est comme le firmament : on ne peut pas le mesurer ; il est comme le soleil : on ne peut ni l' arrêter ni le mesurer par empans. [2.415 #232]
Le souverain est comme le soleil qui ne peut pas se mesurer par empans. [2.415 #234]
Fanazavana frantsayL'autorité du souverain est sans bornes. [2.415 #232]
Se disait du souverain. [2.415 #230]
Son autorité est sans bornes. [2.415 #234]

Ohabolana 3Tsy refesina-manjaka, tsy zehena-manjaka. [2.415 #265]
Dikanteny frantsayOn ne mesure le souverain ni par empans ni avec la brasse. [2.415 #265]
Fanazavana frantsayCe proverbe disait le pouvoir absolu du souverain. [2.415 #265]

Fizahan-teny