Fizahan-teny

Ohabolana : resaka

Ohabolana 1Amboninjato be resaka ka tsy mahatratra ny olom-pehezina. [2.558]
Amboninjato be resaka, tsy mahatratra ny olom-pehezina. [2.415 #611, 2.653 #145]
Dikanteny frantsayCentenier bavard : il n' atteint pas ses subordonnés. [2.415 #611]
Fanazavana frantsaySe disait des gens bavards qui s'arrêtaient à causer et n' arrivaient qu' après le départ des personnes qu'ils devaient voir ; et en général de tous ceux qui perdaient leur temps à parler au lieu de travailler. [2.415 #611]

Ohabolana 2Aoka atao resaka, fa raha atao ady, mandany fananana. [2.415 #3328]
Aoka hatao resaka fa raha ady mandany harena. [2.558 #324]
Aoka hatao resaka, fa raha atao ady, mandany fananana. [2.165 #1084]
Dikanteny frantsayEssayons de causer, car si nous plaidons, nous y laisserons nos biens. [2.415 #3328]
Tâchons de nous entendre, car si nous nous mettons en procès, nous y perdrons notre bien. [2.165 #1084]

Ohabolana 3Be resaka hoatry ny vavy antitra nisaoram-bady, ka izay hita rehetra dia anokonan-dresaka avokoa. [2.415 #1365]
Dikanteny frantsayBavard comme une vieille femme que son mari a répudiée : tout ce qu' elle voit lui sert à bavardage. [2.415 #1365]

Ohabolana 4Be resaka ohatra an' Ambositra, fa tsy hahalafo an' Ambohinamboarina. [2.558 #885, 1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa na mahay miteny sy be resaka aza ianao, dia tsy ho voambaka akory ny hafa. [1.1]

Fizahan-teny