Fizahan-teny

Ohabolana : rondrona

Ohabolana 1Ny rondrona laha naneno avy tamin-dRabekotrana. [1.147 #N12]

Ohabolana 2Ñy rondrona laha mañeno, avy tamin-drakotraña. [2.165]
Fanazavana malagasyNy mampaneno ny rondrona dia nono irakotrana. + Rondrona sy kotrana: kofehy lava mihenjana fehezan-tapa-kazo maneno ho enti-miandry fody. Rondrona: ilay kofehy lava. Kotrana: ireo tapa-kazo mifehy amin' ny kotrana. [2.165]

Fizahan-teny