Fizahan-teny

Ohabolana : sambotsamborina

Ohabolana 1Mitafy lamba amin' ny andro ririnina, ka ny an' ny tena ihany no sambotsamborina vao azo. [2.558 #2432]
Mitafy lamba jiafotsy ririnina: ny any ny tena ihany, ka sambotsamborina vao azo. [2.653]
Mitafy lamba jiafotsy ririnina : ny an' ny tena ihany, ka sambotsamborina vao azo. [2.415 #3126]
Dikanteny frantsaySe couvrir d' un tissu de raphia en hiver : c' est votre propriété, mais pour le garder, il faut le saisir à plusieurs reprises. [2.415 #3126]

Fizahan-teny