Fizahan-teny

Ohabolana : sampona

Ohabolana 1Fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona. [2.558 #1199]
Ny fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona. [2.558 #3014]

Ohabolana 2Lany fitia, ka mihamaro ny sampona misakana. [2.558 #119]

Fizahan-teny