Fizahan-teny

Ohabolana : sarotsarotiny

Ohabolana 1Aza moramorain' ny mivahiny fa sarotsarotiny hidirana an-trano. [2.558 #806]

Ohabolana 2Tanora vady, ka sarotsarotiny amim-bahiny mandalo. [2.558 #4071]

Fizahan-teny