Fizahan-teny

Ohabolana : singorana

Ohabolana 1Ny omby singorana amy ny tongony, ny olona singorana amy ny vavany. [2.653 #2379]
Ny omby singorana amin' ny tandrony, fa ny olona singorana amin' ny vavany. [2.558 #3196]
Ny omby singorana amin’ ny tongony, ny olona singorana amin' ny vavany. [2.974 #201]
Dikanteny frantsayLe bœuf se saisit (avec le nœud coulant) par les pattes (et les cornes), l’homme, par la bouche (les paroles). [2.974 #201]

Fizahan-teny