Fizahan-teny

Ohabolana : tanantsotro

Ohabolana 1Tsy maty raha tsy ianjeran' ny tanantsotro. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona faran' izay kanosa ka zavatra bitika kely dia heveriny hahafaty azy. [1.1]

Fizahan-teny