Fizahan-teny

Ohabolana : toaka

Ohabolana 1Kamboty tia toaka: ny haren-dany, ny tena tsy misy mpananatra. [2.415 #1032, 2.653 #1230]
Kamboty tia toaka : tsy ny haren-dany ihany no very, fa ny tenany koa. [2.558 #1591]
Dikanteny frantsayOrphelin qui aime à boire du rhum : ses richesses sont épuisées et il n' y a personne pour le gourmander. [2.415 #1032]
Fanazavana frantsaySe disait des ivrognes et débauchés. [2.415 #1032]

Ohabolana 2Manjaka indray mahamasa-bary, toy ny leon' ny toaka mena. [2.558 #2117]

Ohabolana 3Manjaka telo minitra hoatry ny varivarin-toaka. [2.415 #5555]
Manjaka telo minitra, ohatra ny varivarin-toaka. [2.653]
Dikanteny frantsayRégner pendant trois minutes comme celui qui est rendu joyeux par le rhum. [2.415 #5555]
Fanazavana frantsaySe disait de l' ivresse, et des joies de peu de durée. [2.415 #5555]

Ohabolana 4Tsy leon-toaka am-bavan’ olona hianao, fa ny am-bavanao no mankaleo anao. [2.653 #3361]
Tsy leon-toaka am-bavan' olona hianao, fa ny am-bavanao no mankaleony anao. [2.558 #4507]

Fizahan-teny