Fizahan-teny

Ohabolana : tohika

Ohabolana Aleo maty reniomby mahia, toy izay resy tohika. [Rinara 1974 #129]
Aleo maty reniomby toy izay ho resy tohika. [Rajemisa 1985]
Aleo maty reniomby, toy izay resy tohika. [Veyrières 1913 #6338, Cousins 1871 #101]
Fanazavana malagasy Enti-milaza ny olona be didoha tafaohatra ka aleony iharam-patiantoka bevava toy izay ho resy lahatra. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Il vaut mieux perdre une vache que de céder quand on s' est entêté. [Houlder 1895]
L' obstiné est semblable à celui qui aime mieux perdre sa vache plutôt que céder. [Veyrières 1913 #6338]

Ohabolana Raha tsy ny olitra tsy maharesy tohika anao. [Rinara 1974 #3675]
Raha tsy ny olitra tsy misy maharesy tohika anao. [Houlder 1895 #417, Veyrières 1913 #6382]
Dikanteny frantsay Il n' y a que le mal de dents qui vous fasse céder une fois que vous vous êtes entêté. [Houlder 1895]
Seul le mal de dents peut vaincre votre entêtement. [Veyrières 1913 #6382]

Fizahan-teny