Fizahan-teny

Ohabolana : tokotany

Ohabolana 1Izaho anie koa nifafa tokotany nanodidina ny trano, vao afa-kopakopaka. [2.415 #203]
Dikanteny frantsayIl m' a fallu balayer l' emplacement autour de la maison, pour me délivrer de tout embarras. [2.415]
Fanazavana frantsayUne des comparaisons proverbiales du roi Andrianampoinimerina exprimant ce qu' il a souffert pour fonder son royaume ; les pères de famille l' employait vis-à-vis de leurs enfants. [2.415]

Ohabolana 2Ny ro no tsy atoraka : ny tokotany mahalana. [2.558]
Ny ro tsy : ny tokotany mahalana. [2.653 #2408]

Fizahan-teny