Fizahan-teny

Ohabolana : tonotono

Ohabolana 1Ny ankizy no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tonotono. [1.1]
Ny zaza no tia tsapa-fatana, dia ry zareo vaventy no tia tono hanina. [2.558 #3381]
Ny zaza no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tono hanina. [2.415 #992, 2.653 #2534]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny toetran' ny lehibe izay tsy miafina amin' ny ankizy ka mazàna no alainy tahaka. [1.1]
Dikanteny frantsaySi les enfants aiment à tripoter le feu, c' est que les parents aiment à manger des grillades. [2.415 #992]
Fanazavana frantsayLes enfants imitent les parents. [2.415 #992]

Fizahan-teny