Fizahan-teny

Ohabolana : tsemboka

Ohabolana 1Aiza hianao no hahita izay mpantsaka tsy mba ho lena? ary aiza hianao no hahita izay mpisoron' afo tsy mba ho tsemboka? ary aiza hianao no hahita izay mpandeha tsy mba ho sasatra? [2.415 #1603]
Dikanteny frantsayOù trouverez-vous un porteur d' eau qui ne se mouille pas, un allumeur de feu qui ne soit pas en sueur, un marcheur qui ne soit pas fatigué? [2.415 #1603]
Fanazavana frantsayCes paroles disaient la certitude qu'une chose arriverait ; les jeunes gens s'en servaient pour dire à une jeune fille qu' elle finirait par se laisser prendre aux sollicitations. [2.415 #1603]

Ohabolana 2Fa nahoana no tsemboka alohan' ny mievoka? [2.558]

Ohabolana 3Moramorain-tsy bohafina, kanefa raha hidirana an-trano tsemboka orona. [2.415 #4052, 2.653]
Moramorain-tsy bohafina, nefa raha hidirana an-trano tsembok' orona. [2.558 #2562]
Dikanteny frantsayC' est un homme doux et bon, sans qu' on ait besoin de le cajoler ; cependant quand on vient lui rendre visite chez lui, il a le nez plein de sueur. [2.415 #4052]

Fizahan-teny