Fizahan-teny

Ohabolana : tsontsori-mamba

Ohabolana 1Tsy mba haikaika hifanaovana ity, fa tsontsori-mamba hisarahana. [2.165]
Tsy mba ny haikaika ifanaovana, fa ny tsontsori-mamba isarahana. [2.653 #3392]
Dikanteny frantsayCeci n' est plus une simple provocation, mais une lutte sérieuse qui vous emporte, comme le caïman le fait de sa proie en l' entraînant sous l' eau. [2.165]

Ohabolana 2Tsy mba ny hofa-lamba iraisana fa ny tsontsori-mamba isarahana. [2.558 #4554]
Tsy ny hofa-lamba iraisana fa ny veloma isarahana. [2.558 #4770]

Fizahan-teny