Fizahan-teny

Ohabolana : vita

Ohabolana 1Fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona. [2.558 #1199]
Ny fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona. [2.558 #3014]

Ohabolana 2Petak' orona sy dondon-kandrina : ny iray iva tsy anomezan-tsiny, ny iray avo tsy anomezam-pondro, fa izay vitan-Janahary ifaliana. [2.558 #3491]

Fizahan-teny