Fizahan-teny

Ohabolana : voizina

Ohabolana 1Aza mandeha tsy voizina, toy ny lakana mivalan-drano. [2.165 #1205]
Mandeha tsy voizina hoatry ny lakan-jejo. [2.415 #4047]
Mandeha tsy voizina toa lakan-fila. [1.1]
Mandeha tsy voizina toa lakan-jejo. [2.558 #2061]
Mandeha tsy voizina toy ny lakan-jejo. [2.974 #160]
Misosa tsy voizina hoatry ny lakan-jejo. [2.415 #4047]
Tsy mety raha mandeha tsy voizina toa lakan-jejo, na manendry tena toy ny amboa hiantsena. [2.558 #4630]
Tsy mety raha mandeha tsy voizina, toy ny lakana mivalan-drano. [2.653 #3450]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona misosososo miditra na manao zavatra nefa tsy ampandrosoina na asaina manao ilay zavatra akory. [1.1]
Dikanteny frantsayFiler avant même qu’on rame, comme une pirogue instable. [2.974 #160]
N' allez pas sans être envoyé (litt, sans qu' on vous fasse avancer en ramant), comme un canot allant à la dérive. [2.165]
S' introduire sans être invité et s' avancer de soi-même comme une pirogue légère qui s' en va sans qu' on rame. [2.415 #4047]
Fanazavana frantsayN' agissez pas de votre propre chef. [2.165]

Fizahan-teny