Fizahan-teny

Ohabolana : vovozina

Ohabolana 1Manao tokin-dreniomby : vovozin' alika vao mibehana. [2.558 #2015]

Ohabolana 2Mitondra izay fitondran-tena tsy ampy ka vovozin' ny amboa tompon-tany. [2.415 #3042, 2.558 #2475, 2.653]
Dikanteny frantsayAvoir une conduite insuffisante : les chiens du pays aboient après. [2.415 #3042]

Ohabolana 3Mpamosavy novovozin' ny alika : ho azy ihany no farany. [2.558 #2568]
Mpamosavy novovozin' ny amboa : ho azy ihany no farany. [2.415 #163, 2.653]
Dikanteny frantsayUn chien aboie contre un sorcier, à la fin il l' aura. [2.415 #163]
Fanazavana frantsayLe chien mangera le cadavre du sorcier qui n' aura pas de tombeau après sa mort ; le destin le plus fort finit toujours par l' emporter. [2.415 #163]

Fizahan-teny