Teny iditra | Afi�� > afina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona: Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret. [1.2] | |||||||||||||||
Concealment [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent) [1.3] | |||||||||||||||
Ohatra | Efa lasa ela ihany ny mpanenjika ary efa afina vao niala vao nianavaratra ho ao Andranonanahary Ingahy Dany.
[2.588] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | Afi�� > afina (fina) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Used of that pressed close, as the nose in being blown [1.2] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | afina, anifa, fania, fiana |
Teny iditra | Afi�� > afitra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiatoana, fijanonana [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Root not in use; see ato, andry, janona, tsahatra [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Arrêt, interruption, halte, action de s'abriter [1.3] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | Afi�� > afitra (fitra) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mamitra, mamafa: itỳ taratasy itỳ afitra ny zaza Akosoka, afaoka: aza afitra amin'ny rindrina ny tananao maloto. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of cloth, grass, etc., employed as a wiper or duster. [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avec quoi on essuie [1.3] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | Afi�� > afitra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] Dombeya venosa Arènes (Malvaceae) et Dombeya hilsenbergii Baill. (Malvaceae). Fibres utilisées en corderies. [1.196] | |||||||||||||||
Anarana siantifika | Dombeya hilsenbergii, Dombeya venosa | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | afatry, afitra, faitra, fatray, ifatra, tarifa |