Teny iditra ranakandriana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra tsy hita vatana, ninoan' ny Ntaolo
¶ mpamoaka ny fitahian' Andriamanitra, aloalon' ny tany sy ny lanitra", ka nanaovan' ny olona hataka sy vavaka ary hasim-bola, ka nanome, hono, raha hitany fa mahatsara ny olona mangataka ny zavatra angatahiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Supposed supernatural beings imployed as agents between God and man. See anakandriana [Richardson 1885]
Famaritana frantsay D'après Malzac : « êtres surnaturels, censés habiter surtout dans les cavernes ; agents intermédiaires entre Dieu et les hommes, ils inspiraient tous les mpimasy (devins). Malzac confond ici mpimasy et mpisikidy. Voir ces mots. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra anakandriana
Ohatra tsindry ny Ranakandriana, ary ny olona mpaminany mahalala koa: [Callet: Tantara, takila 144]

2017/12/10