Teny iditra afahalozaaminantambo > afaha loza aman-antambo
Singan-teny afaha ; loza ; amana ; antambo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy May (you) be free from all danger and calamity. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ afaha loza amin' antambo ] Soyez exempt de malheur [1.3]
Ohatra 
1fa aza ny ratsy no ifanodiavana, dia afaha loza amana an-tambo isika mianakavy; [2.857]
2Trarantitra aza marofy hianao, mandrosoa voninahitra, misandrata amtn' izay ambony indrindra, ho vivato aina ary afaha moramora amin' ny loza sy ny antambo! [2.587]