Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
ahitan >
ahi
ta
na
(
hita
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy
[
1.1
]
Ohatra
1
ahitana Vazimba betsaka.
[
2.508
]
2
Ahitana taratra izany ve eto?
[
2.285
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ahitana, ahitako, ahitanao, ahitany, ahitantsika, ahitanay, ahitanareo, ahitan', ahitan-, ahitam-, ahita-
Ny lasa :
nahitana, nahitako, nahitanao, nahitany, nahitantsika, nahitanay, nahitanareo, nahitan', nahitan-, nahitam-, nahita-
Ny hoavy :
hahitana, hahitako, hahitanao, hahitany, hahitantsika, hahitanay, hahitanareo, hahitan', hahitan-, hahitam-, hahita-
Ohabolana
Ohabolana misy io teny ahitana io
Fivaditsoratra
ahitana
,
hataina
,
itahana