Teny iditra | akoran > akora | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Antsoantso mafy, mety ho mari-pifaliana entina mihoby na midera, na ho mari-panesoana entina mandatsa na manebaka. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Shouting, applause; a noise such as is made over a conquest, or in time of joy. See hoby, horaka. Foy ny akora (there is a burst of shouting) Velona ny akora (the shouting breaks out) [1.2] | |||||||||||||||
Shouting; jeers [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Acclamation; huées [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny akora io | |||||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Sifotra (an-tanety na an-drano) [1.78] | |||||||||||||||
[Bezanozano, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] Sifotra [1.78] | ||||||||||||||||
Fonom-biby na fonon-javatra, fotsifotsy, mafy, mitovy toetra amin' ny sokay, izay miforona avy amin' ny zavatra mandrakotra ny biby ihany: Ny akoran' ny sifotra, na avy amin' ny zavatra haniny: Ny akoran' atody [1.1] | ||||||||||||||||
[Sakalava] Sifotr' ala [1.1] | ||||||||||||||||
Fonon'atody; fono mandrakotra ny sifotra [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A shell; a shell-fish. [1.2] | |||||||||||||||
Seashells; coral [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Coquillage; la coque des oeufs [1.8] | |||||||||||||||
Coque, coquille [1.13] | ||||||||||||||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Anaram-biby |
| |||||||||||||||
Sary | ||||||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | Vato na mineraly tsy voadio [1.13] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Minéraux [1.13] | |||||||||||||||
Tovy hevitra | akorambato | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | akaro, akora, karao, koara, oraka, raoka, roaka |

Teny iditra | akoran > akorana (korana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asaina miresaka falifaly [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | akorana, anakaro, aronaka |