Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
amandreny
(
a
mana
,
re
ny
)
Sokajin-teny
kambanteny
Fanazavàna teny malagasy
ray aman-dreny
[
3.1
]
Ohatra
1
Mahatoky ny ray
aman-dreniny
.
[
2.356
]
2
Dia nisaotra ny ray
amandren
'ny Mpanjaka.
[
2.59
]
3
Ary inona moa no manakana anareo tsy hamangy ny ray
aman-dreninareo
?
[
2.528
]
4
Koa tsy misorona amy nareo izahay hoy izy, fa ray
amandreny
hianareo, ka mila fanampiana izahay.
[
2.59
]
Haiendriteny
Tsotra :
amandreny
, aman-dreny, amandreniko, aman-dreniko, amandreninao, aman-dreninao, amandreniny, aman-dreniny, amandrenintsika, aman-drenintsika, amandreninay, aman-dreninay, amandreninareo, aman-dreninareo, amandrenin', aman-drenin', amandrenin-, aman-drenin-, amandrenim-, aman-drenim-
Fivaditsoratra
amandreny
,
indramena
,
mendarañy
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31