Teny iditra | ambonin > ambonina (ambony) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Deraina, hasohasoina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be thought much of, or made much of. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ambonina, anambino, ananomby, anombany, imbonana, manabony |
Teny iditra | ambonin > ambony | ||||||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Above, over, higher in rank. The opposite to ambany [1.2] | ||||||||||||
Above, up Ambònin'ny ... : above ... [1.7] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | En haut, au-dessus Ambònin' ny ... : au-dessus de ... [1.8] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Tohi-kevitra | ambany | ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Anaram-javamaniry |

Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony. Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava [1.1] | ||||||||||||

Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] atsinanana [1.78] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] The east [1.2] | ||||||||||||
Voambolana | Toerana | ||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Indray [1.78] | ||||||||||||
Tovy hevitra | ambola | ||||||||||||
Fivaditsoratra | ambino, ambony, anomby, imbona, manibo, mañoby, mboany, miboña |